|
|
|
|

Teny iditra1  eny ho eny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny
Singan-teny  4  eny, ho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07