Teny iditra Eopa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Europe [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  eoropeanina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31