|
|
|
|

Teny iditra1  eoropeanina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina
Voambolana  4  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  5  eoropa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12