Teny iditra | 1 Eorôpa |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] Europe |
Voambolana |
5 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 6 eoropeanina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |