|
|
|
|

Teny iditra1  eritreritra
Fototeny  2  eritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray
5  [1.13] menimeny, hetsika ny saina
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] thought, meditation
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8, 1.13] réflexion, méditation
8  [1.13] pensée, conscience
Ohatra  9  Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1]
10  Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
11  Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Voambolana  12  Filôzôfia
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Tovy hevitra  19  eritra
Kamban-teny 
Lohateny  23  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny eritreritra io

Fivaditsoratra  25  aeritreritr, eritreritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21