Teny iditra |
eton > etona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Setroka Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
[1.1, 1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | Vapor, smoke, steam [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Chaleur suffocante, étouffée Odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
|
| Gaz [1.5]
|
Ohatra |
1 | Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina.
[2.472]
|
2 | Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any.
[2.4]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
etona,
etoko,
etonao,
etony,
etontsika,
etonay,
etonareo,
eton',
eton-,
etom-,
eto- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
eton > etona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
eton > etoña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Lalana, lalan-kely [1.78]
|
Tovy hevitra | |