Teny iditra (1/4) | 1 etony |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milaza sy manondro ny toerana misy ny tena na eny akaiky |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] ici, là |
Teny iditra (2/4) | 5 etôny |
Sokajin-teny | 6 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanosy]
ambadika ao |
Teny iditra (3/4) | 8 etony |
Fototeny | 9 etona |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana etonana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Teny iditra (4/4) | 12 etony |
Fototeny | 13 etona |
Sokajin-teny | 14 anarana etona sy mpisolo |
Fivaditsoratra | 15 etony, etôny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |