Teny iditra etsetra
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy And so forth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Corruption de et caetera [1.3]
 Et cetera [1.8]
Tovy hevitra sy ny sisa ~ sns
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/05