|
|
|
|

Teny iditra1  etsy ange
Singan-teny  2  etsy, ange
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] come here; listen
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] écoute un peu, viens ici
7  [1.8] viens ici
Ohatra  8  Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [2.499#19]

Fivaditsoratra  9  aingetse, etsy ange

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21