|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  eva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  avona [Bara] [1.78]
4  basivava, mpisekoseko, mpirehareha [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (2/3)5  eva
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  famantarana ifanarahana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8  symbole [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)10  Eva
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  12  vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10]
13  Randzavola: Eva amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  14  Eve [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15  Ève [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Eva
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  ave, eva

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21