|
|
|
|

Teny iditra1  fadidirana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ampifanolanina, ampifampidipidirina: Fadidiro io rantsankazo io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be entangled, to be twisted on something.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#135] qu'on entortille, qu'on entrelace
Fototeny  6  fadiditra
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11