Teny iditra (1/2) | 1 fadiditra |
Fototeny | 2 diditra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#D508] jereo diditra 5 [1.1] Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hita laniny |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] entanglement. Used only of cord or thread. See diditra, hodidina |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] entortillement, entrelacement |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 fadiditra |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] the name of a disease, neuralgia (?). |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] Nom d'une maladie, c'est le ladinintrambo 18 [1.54] espèce d'urticaire oblongue |
Voambolana |
19 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 20 ladinintrambo |
Fivaditsoratra | 21 afadiditr, fadiditra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |