|
|
|
|

Teny iditra1  fadifady
Fototeny  2  fady
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#135] [duplicatif fréquentatif]
Ohatra  6  Nanangana fadifady izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana. [2.245]
7  Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be fadifady: sao hono maty maina eo! [2.296]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fadifadi, fadifady

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11