Teny iditra |
fadina
(fady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to be abstained from, to be refrained from. [Richardson 1885]
|
| to be tabooed, to be avoided [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | Dont on s'abstient, dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [Abinal 1888]
|
| dont on s'abstient [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
fadina
fadiko
fadinao
fadiny
fadintsika
fadinay
fadinareo
fadin'
fadin-
fadim-
fadi-
| |
nofadina
nofadiko
nofadinao
nofadiny
nofadintsika
nofadinay
nofadinareo
nofadin'
nofadin-
nofadim-
nofadi-
| |
hofadina
hofadiko
hofadinao
hofadiny
hofadintsika
hofadinay
hofadinareo
hofadin'
hofadin-
hofadim-
hofadi-
| |
fadio | |
|
|