|
|
|
|

Teny iditra1  fadina
Fototeny  2  fady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be abstained from, to be refrained from. [1.2]
6  to be tabooed, to be avoided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  dont on s'abstient [1.3#134, 1.8]
8  dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [1.3#134]
Ohatra  9  fadina ny mandeha anaty arabe. [2.117#]
10  Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  fadina, fandia

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18