|
|
|
|

Teny iditra1  fadiranovana
Singan-teny  2  fadirana, ovana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] infortuné, misérable au dernier point
Ohatra  6  Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [2.472]
7  Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470]
Sampanteny 
8  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  9  fadiranaovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21