Teny iditra | fahadimiambinifolo (faha-, dimy, amby, folo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo fahadimy amby ny folo [] | |
Ohatra | Nanomboka tamin’ny faramparan’ny taonjato fahadimiambinifolo izany
[2.366] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Fivaditsoratra | fahadimiambinifolo, fahadimy amby ny folo |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/21 |