|
|
|
|

Teny iditra1  fahadiovana
Fototeny  2  dio
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] cleanliness, purity
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] propreté
7  [1.3, 1.8] pureté
8  [1.3] clarté, innocence
Ohatra  9  Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470]
10  Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Tovy hevitra  13  hadio, hadiovana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny fahadiovana io
Lahatsoratra  15  Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16  fahadiovana, nahavoafady

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21