Teny iditra | fahafainganana (faingana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1] | |
Tovy hevitra | hafaingana ~ hafainganana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |