Teny iditra |
faingana
|
Sokajin-teny | mpamaritra na tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Quick [1.2, 1.7]
|
| Quickly, promptly Speedy, in haste. See haingana
[1.2]
|
| Prompt [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prompt, qui passe vite [1.3, 1.8]
|
| Avec promptitude, promptement, vite Qui va vite [1.3]
|
Ohatra |
1 | Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia.
[2.332]
|
2 | Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy.
[2.649]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
faingana,
faingam-,
faingan- |
Filaza mandidy : |
faingàna |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
faingàna
(faingana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana faingana
|
Fanazavàna teny malagasy | (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1]
|
|