Teny iditra | 1 fahafatesana |
Fototeny | 2 faty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] death |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.5] la mort 7 [1.3, 1.5] action de tuer, de faire mourir 8 [1.3] l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir |
Ohatra |
9 Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! [2.324] 10 Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? [2.471] 11 Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 14 hafatesana |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny fahafatesana io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: fahafatesana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |