Teny iditra | 1 fahafitoambinifolo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [0] jereo fahafitoambynyfolo |
Ohatra |
4 [2.366#13] Kanefa izany tsy nahasakana ny Portiogey hanohy io lafin' ny asany vaovao io mandritra ny taon-jato fahafitoambinifolo |
Voambolana |
5 Matematika: rafitrisa |
Singan-teny | 6 faha~, fito, amby, folo |
Fivaditsoratra | 7 fahafitoambinifolo, fahafito amby ny folo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |