|
|
|
|

Teny iditra1  fahagasy
Fototeny  2  gasy
Sokajin-teny  3  anarana
Fitokoavana  4 
5  Raha sendra ho any Mahamanina, tanàna nisy goverinora fahagasy, lalana indray andro avy eo Farafangana, dia eo Mahazony eo no mamaky ny ala, ka ho tonga ao amin' ity tanàna kely, atao hoe Ankitsika. [2.357#]
Ohatra  6  [2.357#] Raha sendra ho any Mahamanina, tanàna nisy goverinora fahagasy, lalana indray andro avy eo Farafangana, dia eo Mahazony eo no mamaky ny ala, ka ho tonga ao amin' ity tanàna kely, atao hoe Ankitsika.
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11