|
|
|
|

Teny iditra1  fahagolan-tany
Singan-teny  2  fahagola, tany
Sokajin-teny  3  mpamaritra na tambinteny
Voambolana  4  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  5  taloha efa lasa ela be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  ancient, very ancient
7  [gola, used only in this word.] Anciently, in former times. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  anciennement, dans les temps reculés [1.3]
Ohatra  9  Hatry ny fahagolantany dia matetika baboina ny olona resy an-ady. [2.508]
Tovy hevitra  10  fahagola
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25