|
|
|
|

Teny iditra1  fahajambana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#291] la cécité, l'aveuglement
Ohatra  5  [2.996#] Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
Voambolana  6  Fahasalamana
Fototeny  7  jamba
Tovy hevitra  8  hajambana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26