Teny iditra | 1 fahajambana |
Fototeny | 2 jamba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#291] la cécité, l'aveuglement |
Ohatra |
6 Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996#] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 8 hajambana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |