Teny iditra fahakambotiana (kamboty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zaza kamboty Anisan' ny zavatra tokony hampangoraka antsika ny fahakambotiana [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : fahakambotiana, fahakambotiako, fahakambotianao, fahakambotiany, fahakambotiantsika, fahakambotianay, fahakambotianareo, fahakambotian', fahakambotian-, fahakambotiam-, fahakambotia-
Tovonana : -pahakambotiana, -pahakambotiako, -pahakambotianao, -pahakambotiany, -pahakambotiantsika, -pahakambotianay, -pahakambotianareo, -pahakambotian', -pahakambotian-, -pahakambotiam-, -pahakambotia-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20