Teny iditra | 1 fahalainana |
Fototeny | 2 laina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] unwillingness, laziness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] paresse, indifférence |
Ohatra |
7 Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina. [2.470#] 8 fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59#] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Tovy hevitra | 10 halainana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny fahalainana io |
Fivaditsoratra | 13 fahalainana, fahalaniana, fahalianana, nahafaliana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |