|
|
|
|

Teny iditra1  fahalavorariana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona
Ohatra  4  [2.296#] Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo?
Fototeny  5  lavorary
Tovy hevitra  6  halavorariana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11