|
|
|
|

Teny iditra1  halavorariana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona
Fototeny  4  lavorary
Tovy hevitra  5  fahalavorariana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11