Teny iditra | 1 fahalavorariana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 lavorary |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona |
Ohatra |
5 [2.296#] Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo?
|
Tovy hevitra | 6 halavorariana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |