Teny iditra | 1 fahalehibeazana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 [2.1011] Nony amin'izao andron'ny fahalehibeazana izao anefa. 4 [2.817] Tsy zazavavy intsony izy amin'izao fotoana izao / Fa mandia ny fahalehibeazana. |
Fototeny | 5 lehibe |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |