|
|
|
|

Teny iditra1  fahalianana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana
Ohatra  4  [2.529#] Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony.
Fototeny  5  liana

Fivaditsoratra  6  fahalainana, fahalaniana, fahalianana, nahafaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21