|
|
|
|

Teny iditra1  fahalianana
Fototeny  2  liana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana
Ohatra  5  Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony. [2.529#]

Fivaditsoratra  6  fahalainana, fahalaniana, fahalianana, nahafaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21