Teny iditra | 1 fahalovana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] corruption, rottenness |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] pourriture; corruption |
Ohatra |
5 [2.436#] Avela ho motraka ao io, ka rehefa injay heno misy fofona ateraky ny fahalovana - avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: "mantsim-bao miray" - dia alaina ka akipaka ny hodiny; |
Fototeny | 6 lo |
Lahatsoratra |
7 Randzavola: fahalovana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 8 fahalavoan, fahalovana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |