Teny iditra | 1 fahamaotonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hatsaram-panahy mampitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja. Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany |
Ohatra |
4 [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra 5 [2.996#] ho an' ny mpanjaka sy ho an' ny manam-pahefana rehetra, mba hiainantsika amim-piadanana sy fandriam-pahalemana, amim-panajana an' Andriamanitra sy fahamaotonana tanteraka. |
Fototeny | 6 maotona |
Tovy hevitra | 7 hamaotonana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |