Teny iditra fahamarinana (marina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva
¶ Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe:
-- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby
-- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay vérité; justice; bonne conduite [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra hamarinana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31