Teny iditra fahamarinana (marina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva
Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe:
-- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby
-- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vérité; justice; bonne conduite [1.8]
Tovy hevitra hamarinana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20