Teny iditra | 1 faharazana |
Fototeny | 2 razana |
Singan-teny | 3 faha~, 4 razana |
Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 In ancestral times [1.2#146] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 du temps des ancêtres [1.3#136] |
Ohatra |
9 Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana.
[2.113]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fivaditsoratra | 14 faharazana, 15 fahazarana, 16 hafa razana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |