|
|
|
|

Teny iditra1  faharevaka
Fototeny  2  revaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany faharevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [1.1]
Tovy hevitra  5  harevaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20