Teny iditra | harevaka (revaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany harevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [1.1] | |
Tovy hevitra | faharevaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |