Teny iditra | 1 faharevaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 revaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany faharevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja |
Tovy hevitra | 5 harevaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |