Teny iditra faharisarisana (risarisa (risa))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'indisposition, la maladie [1.3]
Ohatra 
1fa ny fihinanan-doatra mitarazo faharisarisana [2.996]
2... izay miafara hatramin' ny faharisarisana na fahaverezan' ny fiandrianam-pirenena. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20