Teny iditra faharisihana (risika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray [1.1]
Ohatra 
1Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472]
2Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369]
Tovy hevitra harisihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06