Teny iditra | 1 faharoambinifolo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [0] jereo faharoaambynyfolo |
Ohatra |
4 [2.48#921] dia fahenimbary, tapa-pahenina, fahatelompahenina na fahatelombata, fahefa-pahenina na fahefa-bata, fahadimimbata, fahenimbata, fahafitombata, fahavalombata, fahasivimbata, fahafolombata, faharaikambinifolony, faharoambinifolony, iny no fatam-bary ley alao hoe mahavoky azy 3 mianaka. |
Singan-teny | 5 faharoa, ambinifolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |