Teny iditra | faharomotana (romotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana anglisy | the rabies [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | la rage des chiens [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Fahasalamana | |
Teny iditra | faharomotana (romotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amimpisafoahana izay sendra azy ¶ Fisafoahana, fisamontitra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | uncontrolled anger [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | fureur [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |