| Teny iditra | 1 romotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra
4 Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 mad as from rabbies; furious
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 atteint par la rage des chiens; furieux
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|