Teny iditra (1/2) | 1 faharomotana |
Fototeny | 2 romotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the rabies [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 la rage des chiens [1.8] |
Voambolana |
6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 7 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 8 faharomotana |
Fototeny | 9 romotra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy 12 Fisafoahana, fisamontitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 uncontrolled anger [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 fureur [1.8] |
Ohatra |
15 ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana; [2.285#] |
Voambolana |
16 Ontam-po |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |