Teny iditra | 1 fahasahiana |
Fototeny | 2 sahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#558] courage, audace, hardiesse |
Ohatra |
6 Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 hasahiana |
Fivaditsoratra | 10 fahasahiana, fahasiahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |