|
|
|
|

Teny iditra1  fahasalamàna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the state of one's health; good health
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] santé
6  [1.3] paix, bonheur
Ohatra  7  [2.472] Manao ahoana ny fahasalamana?
8  [2.245] fahasalamana tsy haha ory azy.
9  [2.285] ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana;
10  [2.117] Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy.
Voambolana  11  Fahasalamana
Fototeny  12  salama
Tovy hevitra  13  hasalamàna
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11